Bonsoir,
Merci d’avance de vos réponses.
Est-ce que la CNaPS accepte un « petit-copain »?
Et les SMIE ? Il me semble que la SMIM sur Majunga l’accepte.
Merci d’avance.
Bonsoir,
Merci d’avance de vos réponses.
Est-ce que la CNaPS accepte un « petit-copain »?
Et les SMIE ? Il me semble que la SMIM sur Majunga l’accepte.
Merci d’avance.
Bonjour @Rasoosoo
Cordialement
Petite précision pour compléter :
Merci
Ayant-droit no tiako resahina.
Misy mantsy ny OSIE any am province, dia izay no mahagaga fa manaiky hoe ampidirina ayant-droit ny « sipan’ilay mpiasa ».
Dia lasa manahirana ilay izy satria izahay miasa any mahajanga izany afaka mampiditra ny sipany mba ahazoana misitraka ny OSIE. Dia Tana sy Tamatave, tsy afaka noho ilay sata mifehy an’lay OSIE.
Marina fa tsy mampiova ny cotisation ilay izy fa lasa manahirana na izany aza.