Bonjour,
Raha toa ka hanontany zavatra ao amin’ny inspection de travail momba ny asa dia bureau aiza sa ao amin’iza no tokony mandeha azafady ?
Mankasitraka.
Bonjour,
Raha toa ka hanontany zavatra ao amin’ny inspection de travail momba ny asa dia bureau aiza sa ao amin’iza no tokony mandeha azafady ?
Mankasitraka.
Bonjour @CRECY,
L’ immeuble de l’ inspection du travail est situé à Antsahavola en face de l’Assurance Aro et vous trouverez les bureaux des inspecteurs du travail au 2ème étage.
Merci
Merci beaucoup pour votre réponse.