Salama daholo,
Sao mba misy afaka manampy azafady indrindra ?
Sao dia misy manana exemplaire-na Contrat CDI version Malagasy.
Misaotra mialoha.
Salama daholo,
Sao mba misy afaka manampy azafady indrindra ?
Sao dia misy manana exemplaire-na Contrat CDI version Malagasy.
Misaotra mialoha.
Salama @Sarah_Ralovatiana faly mandray anao izahay,
Ity misy modely afaka angalanao tahaka fa marihiko fa mety ho maro ny zavatra sy ireo fepetra mbola tokony hanampy an’io, fa amin’ny ankapobeny io no izy.
contrat de travail version Malagasy.pdf (30,9 Ko)