Bonjour M. Fabiola.
Ny resaka cantine no tiako resahana. Miantoka ny mpiasa ny orinasa amin’ny sakafo ka misakafo ato amin’ny orinasa ny ankamaroan’ny mpiasa. Mpiasa ato ihany no mahandro (mpiasa CDI) ka ny orinasa no mividy ny laoka, vary, charbon, menaka……misy ny dépense majinika toy ny frais de transport sns ao anatinio. Vitsy ihany koa anefa ny tena vidiana ahazoana facture misy NIF sy STAT. Ka izao no tiako anontaniana. Charge normale daholo ve ireo (déductible à l’IR) raha toa ka basena hoe tsy mihotra ny 5000 Ar par jour suivant le note DGI iny. sa misy tsy maintsy a REINTEGRER de compte inona no tokony hanaovana ireo dépense ireo 60 ve sa 64.
Misaotra mialoha tompoko