Bonjour,
SVP, raha toa ka tsy alain’ilay mpiasa ny 1 jour par semaine mandritra ny préavis dia mitombo ve ny karama sa tsia ?
Izany hoe nisafidy ny hiasa foana izy mandritra ny semaine fa tsy alaina ilay 1jour.
Merci.

Bonjour @CRECY
Votre salaire ne changera pas, que vous prenez ou pas cette journée de liberté par semaine.
Merci