Seuil d'exonération de l'Indemnité de retraite

Bonjour Mme Fabiola.

Ny article Article 01.03.03 ao anaty CGI milaza hoe ny indemnité de retraite moins d’un an de salaire dia exonérée amin’ny IRSA ?

Izany hoe, raha toa ka misy mpiasa mahazo 2 mois de salaire nomen’ny mpampiasa azy fotsiny karazana bonification na hoe indemnité de retraite dia sady tsy andoavana IRSA io no tsisy CNaPS koa ve ?

Mankasitraka.

1 « J'aime »

Bonjour M. Rina.

Ilay izy misy an’izay condition izay hoe n’excédant pas celui versé dans le secteur public (par mois io). Ny mihoatra izany dia tsy maintsy misy IRSA ihany.
Fa raha ohatra izany izy ka latsaka ny raisin’ny fanjakana ilay montant (rehefa averina par mois) dia tsy mandoa IRSA sy CNAPS. Ho an’ilay CNaPS raha ohatra ka mi- revetir an’ilay condition hoe pour charge de famille ilay bonification (izay ny condition d’exonération any).

Merci

1 « J'aime »

Misaotra amin’ny fanazavana.

1 « J'aime »