Izahay dia mitady maika gardien - Toerana : Antananarivo

Izahay dia mitady maika Gardien

Toy izao ny mombamomba azy :

  • Lehilahy 25 taona ka hatramin’ny 35 taona ;
  • Efa manambady ;
  • Nahavita kilasy famaranana ;
  • Efa manana traikefa amin’ny asa fiambenana ;
  • Tombony ho anao ny fahaizana hay ady.

Ny fangatahana asa sy ny mikasika anao dia afaka alefa amin’ny adiresy mailka : [email protected]

Fepetra arahina

  • Fangatahana asa amin’ny fiteny Malagasy ;
  • Daty farany handraisana ny taratasy fangatahana 18 Novambra 2022.