Bonjour
Mba mila fanampina azafady. Raha ohatra ve ka regime IR manao vente any @regime IS dia ilay société IR ve obligé tsy maintsy mandoa IR rehefa tonga fotoana na dia hoe déclarena ary hoe vente tsy azahona bénéfice (izay nividianana azy ihany no amarotana azy amin’ilay société IS).
Marihana fa mpirahalahy no tomponilay société 2 sa hoe tsy mety fa tsy maintsy mandoa ilay IR.
Merci