Sokajinasan'ny mpampianatra eny amin'ny ambaratonga voalohany

Miarahaba antsika rehetra,

Inona no sokajinasa misy ny mpampianatra any amin’ny fanabezana fototra (primaire) , ireny mampianatra ankizy T1, T2 sns… ireny.

Sao mba misy mahafantatra hoe ohatrinona no tokony ho karamany ? Miasa amin’ny sekoly tsy miankina.

Misaotra mialoha.

Bonjour @Rindraharinony

Les enseignants n’ont pas de grille indiciaire précise. Leur catégorie dépend de leur expérience. Il en est de même pour le salaire.
Elle peut aussi dépendre de l’établissement privé qui emploie l’enseignant.

1 « J'aime »

@Mi_art

Misaotra anao.

:hugs:

1 « J'aime »