Demande de renseignement sur demande de licence pour Taxi-ville à Antananarivo

Bonjour à tous,

Mba mila fanazavana azafady momba ny fakana licence pour un taxi-ville eto Antananarivo.

Inona daholo ny taratary ilay, aiza no aleha ary otrinona no mikarakara an’ireo (chiffre globalisé).

Misaotra sahady ho an’izay mamaly ary mirary tontolo andro finaritra.