Miarahaba tompoko,
Mba misy fanontaniana kely mba tiko apetraka raha mba misy afaka manampy azafady. ny andro fifidianana tamin ny 29 mai lasa teo ve jour férié raha araka ny code de travail sa tsia ?
Marihiko fa miasa amin’ny pharmacie aho, dia raha jour férié dia ahoana no fomba hanaovana kajy ny majorations ?
Misaotra.