Mba mila fanampiana azafady. Nanomboka niasa tamin’ny le 08/03/2024.
Nisoratra tao amin’ny bulletin de paye mois de mars dia 23 jours fotsiny andro niasako fa tsy 24 jours ka tsy feno ny karama (misy 31 ny jours rehefa mois de mars) nefa izaho tsy mbola nisy fotoana tsy niasa.
Raha izany dia afaka manao absence isaky ny misy 31. Satria niasa izaho le 31 fa tsy nisaina. Ka diso be mantsy 24 jours izaho niasa nefa atao 23 jours.
Comme a dit @Fano.Tovotiana plus haut, les salaires se calculent sur 30 jours. C’est une moyenne. Si vous vous absentez une journée sans justificatif, cette absence sera retirée de votre salaire.
Oui azoko anie base de calcul sur 30 jours. Fa lay hoe 24 jours ny isan’ny andro niasako nefa atao 23 jours fotsiny. Dia izay no tsy mazava amiko. Nankaiza ilay 1 jour ? (Raha 2 jours izaho niasa izany dia lasa 1, raha 1 jour izaho niasa dia lasa 0).