Condition et papier à remplir pour un emprunt auprès d'un particulier

Miarahaba ny mpikambana rehetra,

Misy société hindram-bola amin’ny olon-tsotra sady tsy orinasa no tsy établissement financier. Dia inona azafady ny taratasy tokony hifanaovan’izy ireo ? Mba hahafahana manamarina fa nisy ilay findramam-bola sy ahafahana mandrotsaka ny vola izay averina amin’ny compten’ilay olona.

Misaotra mialoha.

Bonjour @Fanomezantsoa1

Vous pouvez voir à travers le lien suivant les papiers requis pour un emprunt auprès d’un particuier :