9mois zao ny zanako dia hametraka démission satria nampitomboina fona ny asa nefa tsisy fijerena an’ilay karama mihitsy. Efa nangataka fa tsy nahazo valiny de nahita asa hafa,
Dia te hiteny amindry zareo hoe nahita hafa izaho dia izao ny karama ka hametraka démission raha tsy afaka hitazona anah amin’o karama io ianareo.
Azo atao ve izay? Sa hoe rehefa tia hanao démission sans préavis de tsy maintsy hoe hitaiza Zaza fona vao afaka ekena azafady ?