Domiciliation d'entreprise avec un appartement d'autrui

Bonjour daholo,

Hono hoa ry zareo, misy an’ity CAS iray ity mba tiako ilana torohevitra avy aminareo azafady.
zao ilay izy :
:white_check_mark: Hanangana societe SARLU ilay namako, misy Appartement anefa omen’ny mamany azy tsy misy taratasy fa handeha hifindra monina ny mamany dia izy no sisa hikarakara an’ilay trano.

:white_check_mark: Ny zava-misy anefa : tiny atao ao amin’io appartement io ny siège social an’ilay Societe. Avy eo misy efitra roa ampanofainy (location) ho recette ho an’ilay societe izay voalaza tetsy ambony.

:white_check_mark: Activite an’ilay societe (projet): Prestations de service, cyber, mvola, Location- maintenance informatique.

:point_right: Fanontaniana : azony atao ve ny mampiasa an’io trano io nefa tsy misoratra aminy ?

Merci, azafady fa lavalava , tsy misy accent ihany koa ny clavier-ko. :blush:

Bonjour @Sleyg,

Il peut utiliser l’appartement si sa mère lui fait une lettre de mise à disposition de l’appartement. Il s’agit d’une simple lettre indiquant que sa mère le laissera utiliser le bien à titre gratuit pour tout usage qu’il en décidera.

Dès lors, il pourra utiliser l’appartement comme siège social pour sa SARLU et enregistrer la lettre de mise à disposition au niveau du Centre Fiscal.