Etsy na eBay Madagascar

Salama daholo tompoko,

Izaho dia manana startup miompana amin’ny fanodinana akora fototra rofia ho accessoires de mode toy ny sac, ceinture, chapeau, kapa, housse, etc… Te hivelatra kokoa eo amin’ io sehatra io izaho ary nanokatra boutique Etsy, teo amin’ny famenoana ny informations dia bloquée satria tsy misy Madagascar dia ilay compte bancaire ihany koa lazain-dreo tsy mety…

Mangataka toro-hevitra izaho, mila vahaolana sao misy afaka manampy. Mankasitraka indrindra tompoko.