Izaho dia mitady asa izay sahaza ahy

Tompoko,

Mitady asa izay sahaza ahy aho. Nianatra ary manana bacc+2 en économie, manana traikefa ara-teknolojia avolenta satria passionné amin’ny découverte sur internet, havanana amin’ny fampiasana réseaux sociaux rehetra, mahavoafehy ny tontolon’ny trading en bourse ary mora mandray fanazaran’asa satria intelligent.

Mavoafehy tanteraka ny fampiasana ordinateur sy ny système Android. Manana esprit d’équipe, tsotra ary tsy miavona, manaja ny lehibe sy ny mpiara-miasa rehetra. Mahay mandresy lahatra olona. Afaka manao izay ampanaovin’ny lehibe ahy, manaja asa sy manaja fotoana.

Raha mety aminao tompoko ny momba ahy ireo dia vonona aho ny hifandray sy hanatanteraka izay ampanaovinao ahy amin’izany sehatry ny asa izany.
Ity ary ny contact ahazoana ahy : 034 90 405 97.

Mipetraka eto Antananarivo.

Salama tompoko,

Afaka tonga dia miditra ao amin’ny rubrique Offres d’emploi ihany koa ianao dia mandefa dossier avy hatrany fa maro be ny tolotr’asa ao na à temps plein na à temps partiel.

Mirary soa :slight_smile: