Les autorités compétentes pour la remise de médaille de travail

Miaraha tompoko,

Raha misy fanolorana médaille de travail ao amin’ny orinasa, iza avy no olona ambony tokony hanolotra sy hametaka an’io medaille de travail io.

Moa ve misy lalana ny amin`izay ?

Misaotra tompoko.