Bonjour daholo,
Sao dia misy afaka manampy amin’ny resaka comptabilisation am secteur Transit et douane.
Hotranzao ny fiasanlay orinasa :
- Ny client mandoa ny presattion rehetra amlay orinasa dia ny ornisa no manao ny fomba rehetra, mandoa ny droit de douane sns mba hahatafavoahana an’ilay entana avy ao am port.
- Ohatrany hoe misy resaka debours izany ilay izy.
Misaotra.