Nombre de fois où le Délégué du personnel peut s'entretenir avec la Direction

Bonjour à tous,

Niezaka nijery ny texte juridique ihany aho, Fa tsy nahita, ka mba hanontany tompoko azafad.

Impiry mangataka fivoriana amin’ny mpampiasa ny délégué du personnel ao anatin’ny iray volana ?

Ny DELPERS anay mantsy isaky izay mahatsiaro dia te ihaona foana amin’ny Direction.

Ka misy texte ve tompoko mamaritra hoe impiry mihaona amin’ny Direction ny DELPERS anatin’ny iray volana na Jurisprudence.

Misaotra betsaka tompoko.

Bonjour @youns,

L’article 18 de l’arreté 28968-MFPTLS-2011 fixant le statut des délégués du personnel mentionne que ceux-ci sont reçus au moins 1 fois par mois par l’employeur.

Extrait de l’ article ci-dessous :

Bien à vous. :slightly_smiling_face:

1 « J'aime »