Misy salarié iray tapitra ny 30/08/2024 izao ny contrat any. Dia ahoana no hanisana ilay nombre de jour travaillé, sy ny calcul salaire an’ilay salaire brut. Iny ve hanalana 1 jour satria 31 ny fin de mois amin’ity sa tonga dia ilay salaire brut iny fotsiny fa tsy hanalana ?