Salama daholo oo,
Mila fanampina kely izaho azafady,
.
Manana activité aho ary misy NIF sy STAT. Dia izao ikarakara taratasy dia mangataka, registre de commerce izany ry zareo.
Dia mety ve io NIF sy STAT io atao photocopie en couleur fotsiny sa misy zavatra hafa ilaina azafady .
Merci.