Opportunité de Financement pour Start-Up

Bonjour,

Une entreprise étrangère spécialisée dans l’investissement et le soutien aux start-ups innovantes recherche des startups à fort potentiel à financer.

Si vous êtes intéressé, contactez-moi avec votre Pitch Deck en français ou Business Plan si vous n’êtes pas encore à l’aise avec le Pitch Deck.

Merci.

1 « J'aime »

Miarahaba tompoko, liana amin’ilay START-UPS, dia afaka alefa mail ve ilay business plan tompoko azafady, dia raha eny, afaka mahazo adresse mail ve ?

Misoatra mialoha.

Salama tompoko,

Mialatsiny indrindra fa efa tapitra ity tolotra ity.

Vao teo ny fivoriana nanehoana ny tetikasa rehetra hita teto Madagasikara dia efa anaty fandinihana izay ho vatsiana zareo izao. Tsy miandry zareo satria tsy Madagasikara irery ihany no itadiavany tetikasa ka tena ialana tsiny indrindra.