Peut-on décaler le rendez-vous pour l'extrait de casier judiciaire?

Bonjour,

Nangataka extrait de casier judiciaire aho omaly dia tokony androany 14h ilay izy no alaina.

Tsy maninona ve raha amin’ny lundi vao alaina ilay izy fa tena tsy afaka tampoka aho tompoko ?

Misaotra.

@Jma sao mba manana valiny amin’ity ianao azafady ?

@NoAy,

Puisque vous n’avez pas le choix, vous verrez bien lundi de quoi il en retourne.