Préavis / location / déménagement à Madagascar

Salama eh !

Saika hanontany hoe raha araky ny lalana eto Madagasikara, manana firy andro ny mpanofa trano iray ialana ny trano raha mandroaka tsy misy antony mazava ny tompon-trano ?
Dia iny fotoana voafaritra iny ve andoavana hofan-trano ?

Ohatra, isakin’ny 1er no mandoa hofan-trano. Tapak’hevitra ilay tompontrano fa tokony miala ny trano tsy nanome andro izy hoe oviana.
Dia ahoana no tokony fandehan’izay azafady ?

Misaotra mialoha.

1 « J'aime »

Bonjour,

Normalement 3 mois à partir du moment qu’il vous à mis dehors. Pendant ces 3 mois vous ne payerez pas de loyer car vous êtes à la recherche du logement.

Bonjour @TomCld et @NyFitiaMicka,

Effectivement, vous avez encore 3 mois pour quitter le logement au moment du « renvoi » par le propriétaire, mais vous devez continuer à payer le loyer pendant ces 3 mois car vous habitez encore dans le logement.

Bien à vous :slightly_smiling_face:

Salama e,

Amin’ny ankapobeny dia 3 volana no fampiomanana na avy aminy na avy aminao ny fialanao amin’ny trano, ary ny hofan-trano kosa dia tsy maintsy aloa foana mandra-pialanao ao amin’ilay trano.

Afaka atao 1 volana anefa izany fampiomanana izany farafahakeliny raha toa ka misy antony maika ialana amin’ny trano.

3 « J'aime »