Renouvellement contrat CDD

Miarahaba,

Azafady, te hahazo fanazavana mikasika ny fifanarahana arak’asa CDD.

Raha amin’izao loi vaovao izao, raha te hanavao fifanarahana arak’asa CDD izay 1 taona teo taloha dia azo atao ve ny manao fanavaozana ilay fifanarahana arak’asa ho 2 taona sa tsy azo ?

Misaotra tompoko amin’ny valiteny.
Alinoro

Bonjour @alyhnoor,

Il faut suivre et respecter le nouveau code du travail.
Si son contrat initial est de 1 an, la durée du contrat renouvelé doit être de 1 an aussi.

Référence : article 25 du nouveau code du travail.

Bien à vous. :slightly_smiling_face:

Miarahaba,

Misaotra indrindra taminn’y valiteny.

Mankasitraka.
Alinoro

1 « J'aime »