Bonjour,
Hono oa azafady ? Inona avy ny lalana mifehy ny retenue azo ataon’ny mpampiasa amin’ny prime ? Notamment prime d’implication.
Raha hoe ny tokony ho izy miala izy io raha absent ianao tao anatin’ny mois. Dia afaka hitariny koa ve hoe tsy nahatratra objectif no motif analana azy. Or, cela arrive toujours à tout le monde hoe tsy mahatratra an’ilay objectif.
Merci.