Texte de référence d'exonération de l'IRSA pour les 20 premières heures supplémentaires

Miarahaba tompoko,

Mety mahazo lien ve na ny « article » manambara ilay « 20 premières heures supplémentaires exonérées à l’ IRSA » azafady indrindra.?

Misaotra tompoko.

Manahoana tompoko,
ity ilay izy tompoko: décision n°02-MEF /SG/DGI /DLFC.
Misaotra

Bonjour,
afaka manome fanazavana misimisy ve ianareo momba ny nahazahoana ilay HSNI130% ho 18h sy HSNI150% ho 2h. Ilay ao anaty exemple io.
misaotra betsaka

Bonjour @Mbinina

Hitanao ao amin’ny 1er semaine misy HS30 8h ary HS50 2h. Ireo alo izany dia manome 10 heures mbola manana droit 10 heures exonérées hafa izany ilay employé.
Miditra indray isika 2 eme semaine HS30 5h ary HS50 tsy misy (0). Total 15 heures exonérées. Mbola misy 5 heures.
Farany 3 eme semaine misy HS30 8h ary HS50 12h, 5 h nefa sisa no tokony exonéré dia maka 5h izany isika ao amin’ilay HS30. Izay no mahafeno 20 heures azy.
Ka mitsinjara oe HSNI30 18h ary HSNO50 2h.

Misaotra