Misy manontany ahy ny olona miasa amin’ny restaurant bar fa tsy mahalala na inona na inona izaho
hoe ahoana ny ora fiasana ary misy heures supplementaires ve. Dia mba 40 h par semaine ve ny ora fiasana.
Mba misy afaka manazava na manome info misimisy fa tsy mahafantatra mihitsy izaho nefa mba manontany ahy ny olona.