Droit d'un employé suite à un licenciement à motif économique

Bonjour, mba mila fanampiana azafady.

Izaho miasa amin’ny sous-traitant iray. Nahazo projet izahay nefa au bout de 5 mois annulé ilay projet dia voatery manajanona ny tenako miasa ry zareo. Marihina fa izaho irery no employée eto Mada fa ny sisa expat.

Ny contrat-ako irery ihany no mifanaraka amin’ny code de travail eto Madagasikara.
Ny contrat-ako CDD 12 mois, nefa zao 5 mois no vita. Zareo tsy te hanao lettre, tsy te hanao STC fa juste hoe désolé fotsiny dia izay.

Mba te ahafantatra ny droit-ko en tant qu’employée Malgache sous un contrat CDD, licenciement pour motif économique azafady.

Misaotra tompoko.

Bonjour @Bru27 et Bienvenue dans la communauté Agoramada ! :slightly_smiling_face:

Vous pouvez suivre le lien ci-après qui répondra à vos attentes :

Bien à vous. :slightly_smiling_face: